plt_tn/2sa/09/05.md

341 B

Davida mpanjaka naniraka

Azo tsara fa naniraka mpitondra hafatra i Davida.

Mefiboseta

Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 4:4 io.

nankeo amin'i Davida

Ny teny hoe "nankeo" dia afaka adika hoe "nandeha".

mpanomponao aho

Manondro ny tenany amin'ny hoe "mpanomponao'' i Mefiboseta mba hanehoana voninahitra lehibe ho an'i Davida.