# Davida mpanjaka naniraka Azo tsara fa naniraka mpitondra hafatra i Davida. # Mefiboseta Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 4:4 io. # nankeo amin'i Davida Ny teny hoe "nankeo" dia afaka adika hoe "nandeha". # mpanomponao aho Manondro ny tenany amin'ny hoe "mpanomponao'' i Mefiboseta mba hanehoana voninahitra lehibe ho an'i Davida.