plt_tn/2sa/09/03.md

413 B

azoko anehoana ny hatsaram-panahin'Andriamanitra

Ny anarana hoe "hatsaram-panahy" dia afaka ambara hoe "tsara fanahy". DH: "Ho tsara fanahy araka ny nampanantenaiko an'Andriamanitra Aho"

izay malemy tongotra

"izay voa ny tongony". Ny teny hoe "tongotra" eto dia manondro ny fahafahana mandeha. DH: "izay tsy afaka mandeha"

Makira...Amiela

Ireo dia anaran-dehilahy.

Lo-debara

Io dia anaran-toerana.