# azoko anehoana ny hatsaram-panahin'Andriamanitra Ny anarana hoe "hatsaram-panahy" dia afaka ambara hoe "tsara fanahy". DH: "Ho tsara fanahy araka ny nampanantenaiko an'Andriamanitra Aho" # izay malemy tongotra "izay voa ny tongony". Ny teny hoe "tongotra" eto dia manondro ny fahafahana mandeha. DH: "izay tsy afaka mandeha" # Makira...Amiela Ireo dia anaran-dehilahy. # Lo-debara Io dia anaran-toerana.