forked from WA-Catalog/plt_tn
32 lines
1.5 KiB
Markdown
32 lines
1.5 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Avy nanoritsoritra ireo fampanantenany tamin'i Davida Mpanjaka tamin'ny alalan'i Natana mpaminany i Yaveh.
|
|
|
|
# Fa ny fahatokiko dia tsy handao azy, raha nalaiko tamin'i Saoly izany
|
|
|
|
Ny teny hoe "fahatokiana" dia anarana izay afaka ambara hoe "mahatoky". DH: "Nefa hitoetra ho mahatoky aminao hatrany Aho, tsy tahaka Ahy tamin'i Saoly"
|
|
|
|
# talohanao. Ny tranonao...eo anatrehanao. ny seza fiandriananao
|
|
|
|
DH: "talohan'i Davida. Ankohonan'i Davida...talohanao. Ny seza fiandrianana"
|
|
|
|
# Ny tranonao sy ny fanjakanao dia ho azo antoka mandrakizay eo anatrehanao. Hitoetra mandrakizay ny seza fiandriananao
|
|
|
|
Ireo fehezanteny roa ireo dia misy dikany iray ihany ary manindry fa haharitra mandrakizay tarana-mpanjakan'i Davida.
|
|
|
|
# Ny tranonao sy ny fanjakanao dia ho azo antoka mandrakizay eo anatrehanao
|
|
|
|
Eto ny teny hoe "trano" dia manambara ireo taranak'i Davida, izay hanapaka toy ny mpanjaka. Eto ny hoe "fanjakana" dia midika zavatra mitovy amin'ny hoe "trano" ihany. DH: "Hihaina hahita Ahy hampitoetra ny fianakavianao sy ireo mpanapaka azy ireo amin'ny vahoakan'ny Israely mandrakizay ianao"
|
|
|
|
# Hitoetra mandrakizay ny seza fiandriananao
|
|
|
|
Eto ny hoe "seza fiandrianana" dia manambara ny fahefana mba hanapaka ho mpanjaka. DH: "Hahatonga ireo taranakao hanapaka ny Israely mandrakizay Aho"
|
|
|
|
# ireo teny rehetra ireo
|
|
|
|
Eto ny hoe "teny" dia manambara izay nolazain'i Yaveh.
|
|
|
|
# nolazainy taminy ny momban'ilay fahitana iray manontolo
|
|
|
|
"nolazainy taminy ny momba ny zavatra rehetra nambaran'i Yaveh taminy"
|