plt_tn/2sa/04/08.md

343 B

nifofo ny ainao

Io fomba fiteny io dia midika hoe "niezaka namono anao".

Raha mbola velona koa Yaveh

Io dia iray amin'ireo fianianana mafy afaka nianianan'i Davida, ary Yaveh no vavolombelona. DH: "Nianiana tamin'ny ain'i Yaveh aho"

izay nanafaka ny aiko

Eto ny hoe "aiko" dia manondro an'i Davida mihitsy. DH: "izay nanavotra ahy"