# nifofo ny ainao Io fomba fiteny io dia midika hoe "niezaka namono anao". # Raha mbola velona koa Yaveh Io dia iray amin'ireo fianianana mafy afaka nianianan'i Davida, ary Yaveh no vavolombelona. DH: "Nianiana tamin'ny ain'i Yaveh aho" # izay nanafaka ny aiko Eto ny hoe "aiko" dia manondro an'i Davida mihitsy. DH: "izay nanavotra ahy"