forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
730 B
Markdown
20 lines
730 B
Markdown
# Isboseta...Bana ...Rekaba...Rimona
|
|
|
|
Ireo dia anaran-dehilahy.
|
|
|
|
# lasa nalemy ny tanany
|
|
|
|
Amin'io andianteny io ny hoe "ny tanany" dia manondro an'i Isboseta. DH: "Lasa nalemy i Isboseta" na "Very ny herin'i Isboseta rehetra"
|
|
|
|
# Ary ny zanaka lahin'i Saoly dia nanana roa lahy...izao fotoana izao
|
|
|
|
Io dia mampiditra ireo lehilahy dia i Bana sy Rekaba ao anatin'ny tantara.
|
|
|
|
# satria Berota ihany koa dia noraisina ho isan'i Benjamina, ary ireo Berotita nitsoaka tany Gitaima ka nipetraka tany hatramin'izao fotoana izao
|
|
|
|
Eto ny mpanoratra dia manome fampahafantarana fototra momba an'i Berota ho an'ny mpamaky. Ny faritr'i Berota dia ao anatin'ny tany izay an'ny fokon'i Benjamina.
|
|
|
|
# Berotita...Gitaima
|
|
|
|
Ireo dia anaran-toerana.
|