plt_tn/2sa/04/01.md

730 B

Isboseta...Bana ...Rekaba...Rimona

Ireo dia anaran-dehilahy.

lasa nalemy ny tanany

Amin'io andianteny io ny hoe "ny tanany" dia manondro an'i Isboseta. DH: "Lasa nalemy i Isboseta" na "Very ny herin'i Isboseta rehetra"

Ary ny zanaka lahin'i Saoly dia nanana roa lahy...izao fotoana izao

Io dia mampiditra ireo lehilahy dia i Bana sy Rekaba ao anatin'ny tantara.

satria Berota ihany koa dia noraisina ho isan'i Benjamina, ary ireo Berotita nitsoaka tany Gitaima ka nipetraka tany hatramin'izao fotoana izao

Eto ny mpanoratra dia manome fampahafantarana fototra momba an'i Berota ho an'ny mpamaky. Ny faritr'i Berota dia ao anatin'ny tany izay an'ny fokon'i Benjamina.

Berotita...Gitaima

Ireo dia anaran-toerana.