plt_tn/2sa/03/37.md

566 B

Tsy fantatrareo ve fa andriana sy olona lehibe no lavo any Israely androany?

Io fanontaniana fampisainana io dia nampiasaina mba hanehoana fa tena nanaja an'i Abnera fatratra i Davida. Eto ny hoe "lavo" dia fanalefahan-teny izay midika hoe "maty". Izany dia afaka ambara mazava ao amin'ny fandikan-teny. DH: "Tena marina tokoa fa misy andriana lehibe maty any Israely androany!"

andriana sy olona lehibe

Ireo andianteny roa ireo dia manondro an'i Abnera. DH: "andriana lehibe"

Nera...Zeroia

Ireo dia anaran-dehilahy.

nahery setra

"tsy misy indra-fo"