plt_tn/2sa/03/37.md

16 lines
566 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Tsy fantatrareo ve fa andriana sy olona lehibe no lavo any Israely androany?
Io fanontaniana fampisainana io dia nampiasaina mba hanehoana fa tena nanaja an'i Abnera fatratra i Davida. Eto ny hoe "lavo" dia fanalefahan-teny izay midika hoe "maty". Izany dia afaka ambara mazava ao amin'ny fandikan-teny. DH: "Tena marina tokoa fa misy andriana lehibe maty any Israely androany!"
# andriana sy olona lehibe
Ireo andianteny roa ireo dia manondro an'i Abnera. DH: "andriana lehibe"
# Nera...Zeroia
Ireo dia anaran-dehilahy.
# nahery setra
"tsy misy indra-fo"