forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
327 B
Markdown
8 lines
327 B
Markdown
# Rovito ny fitafianareo, manaova akanjo fisaonana
|
|
|
|
Ireo dia fihetsika famantarana hanehoana ny fahoriana sy ny alahelo.
|
|
|
|
# Nitomany sy nihiaka mafy teo amin'ny fasan'i Abnera ny mpanjaka
|
|
|
|
Ny teny hoe "nitomany" sy "nihiaka mafy" dia midika zavatra mitovy ihany ary manindry hoe ohatry ny ahoana ny haben'ny fisaonan'i Abnera.
|