plt_tn/2sa/03/31.md

327 B

Rovito ny fitafianareo, manaova akanjo fisaonana

Ireo dia fihetsika famantarana hanehoana ny fahoriana sy ny alahelo.

Nitomany sy nihiaka mafy teo amin'ny fasan'i Abnera ny mpanjaka

Ny teny hoe "nitomany" sy "nihiaka mafy" dia midika zavatra mitovy ihany ary manindry hoe ohatry ny ahoana ny haben'ny fisaonan'i Abnera.