plt_tn/2sa/03/21.md

191 B

Israely rehetra

Io andianteny io dia midika hoe "ny firenen'i Israely rehetra"

Ka nandefa an'i Abnera i Davida

Nisaraka toy ny mpinamana izy ireo. Tsy tezitra tamin'i Abnera i Davida.