# Israely rehetra Io andianteny io dia midika hoe "ny firenen'i Israely rehetra" # Ka nandefa an'i Abnera i Davida Nisaraka toy ny mpinamana izy ireo. Tsy tezitra tamin'i Abnera i Davida.