plt_tn/2sa/03/19.md

240 B

olon'i Benjamina ...ankohonan'i Benjamina manontolo

Ireo fanambarana roa ireo dia manondro ireo taranak'i Benjamina, izay iray amin'ireo fokon'Israely.

roapolo tamin'ireo lehilahiny

Ny isan'ireo lehilahy izay niaraka tamin'i Abnera.