plt_tn/2sa/03/19.md

8 lines
240 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# olon'i Benjamina ...ankohonan'i Benjamina manontolo
Ireo fanambarana roa ireo dia manondro ireo taranak'i Benjamina, izay iray amin'ireo fokon'Israely.
# roapolo tamin'ireo lehilahiny
Ny isan'ireo lehilahy izay niaraka tamin'i Abnera.