plt_tn/2sa/03/14.md

16 lines
464 B
Markdown

# lohatsintsin'ny Filistina zato
Io dia manambara ny isan'ny lehilahy novonoin'i Davida mba hamelan'i Saoly azy hanambady an'i Mikala. Ny ''lohatsintsina" dia hoditra mivalona izay mandrakotra ny fitaovam-pananahan'ny lehilahy.
# naka azy tamin'i Paltiela vadiny
I Paltiela dia vadin'i Mikala faharoa. Nomen'i Saoly azy izy taorian'ny nandosiran'i Davida niala teo amin'i Saoly.
# Paltiela...Laisy
Ireo dia anaran-dehilahy.
# Bahorima
Io dia anaram-bohita.