plt_tn/2sa/03/14.md

464 B

lohatsintsin'ny Filistina zato

Io dia manambara ny isan'ny lehilahy novonoin'i Davida mba hamelan'i Saoly azy hanambady an'i Mikala. Ny ''lohatsintsina" dia hoditra mivalona izay mandrakotra ny fitaovam-pananahan'ny lehilahy.

naka azy tamin'i Paltiela vadiny

I Paltiela dia vadin'i Mikala faharoa. Nomen'i Saoly azy izy taorian'ny nandosiran'i Davida niala teo amin'i Saoly.

Paltiela...Laisy

Ireo dia anaran-dehilahy.

Bahorima

Io dia anaram-bohita.