plt_tn/2sa/03/09.md

12 lines
616 B
Markdown

# Ho ataon'Andriamanitra amiko anie izany...ary mihoatra aza, raha tsy
Io dia endrika voady mafy tamin'izany fotoana izany. Nangataka an'Andriamanitra mba hitsara azy mafy i Abnera raha tsy mitana ny voadiny. Mety misy fomba hilazana voady ny fiteninao. DH: "Mangataka amin'Andriamanitra aho mba hanasazy ahy raha tsy"
# ankohonan'i Saoly
Eto ny hoe "ankohonana" dia manondro ny fianakavian'i Saoly sy ireo mpifaninana izay niaina ny fahafatesan'i Saoly. DH: "ny fianakaviana sy ireo mpanohana an'i Saoly"
# seza fiandrianan'i Davida
Io andianteny io dia manondro ny fahefan'i Davida amin'ny maha-mpanjaka azy.