plt_tn/2sa/03/09.md

616 B

Ho ataon'Andriamanitra amiko anie izany...ary mihoatra aza, raha tsy

Io dia endrika voady mafy tamin'izany fotoana izany. Nangataka an'Andriamanitra mba hitsara azy mafy i Abnera raha tsy mitana ny voadiny. Mety misy fomba hilazana voady ny fiteninao. DH: "Mangataka amin'Andriamanitra aho mba hanasazy ahy raha tsy"

ankohonan'i Saoly

Eto ny hoe "ankohonana" dia manondro ny fianakavian'i Saoly sy ireo mpifaninana izay niaina ny fahafatesan'i Saoly. DH: "ny fianakaviana sy ireo mpanohana an'i Saoly"

seza fiandrianan'i Davida

Io andianteny io dia manondro ny fahefan'i Davida amin'ny maha-mpanjaka azy.