plt_tn/2sa/02/30.md

20 lines
476 B
Markdown

# Asahela
Io dia anaran-dehilahy.
# 360 lahy tamin'ny olon'i Benjamina izay niaraka tamin'i Abnera
"lehilahy 360 avy amin'i Benjamina izay nanaraka an'i Abnera". Tsy nandainga i Abnera.
# n'i Benjamina
Io andianteny io dia midika hoe "avy amin'ny fokon'i Benjamina".
# nalain'izy ireo i Asahela
"nilanja ny vatan'i Asahela niaraka tamin'izy ireo"
# vao nangiran-dratsy izy ireo no tonga tao Hebrona
"tonga tao Hebrona vao nangiran-dratsy ny ampitso maraina izy ireo"