plt_tn/2sa/02/30.md

476 B

Asahela

Io dia anaran-dehilahy.

360 lahy tamin'ny olon'i Benjamina izay niaraka tamin'i Abnera

"lehilahy 360 avy amin'i Benjamina izay nanaraka an'i Abnera". Tsy nandainga i Abnera.

n'i Benjamina

Io andianteny io dia midika hoe "avy amin'ny fokon'i Benjamina".

nalain'izy ireo i Asahela

"nilanja ny vatan'i Asahela niaraka tamin'izy ireo"

vao nangiran-dratsy izy ireo no tonga tao Hebrona

"tonga tao Hebrona vao nangiran-dratsy ny ampitso maraina izy ireo"