plt_tn/2sa/02/16.md

407 B

niara-lavo izy ireo

Io dia fomba mihaja hilazana hoe maty izy ireo. DH: "samy maty izy ireo"

Helkata-hazorima

Io dia anarana nomena mba hampatsiahivana ny olona izay nitranga tao.

Tena mafy ny ady tamin'io andro io

Mety hanampy ny fanambarana mazava fa io dia ady lehibe izay taorian'ny fanoheran'ilay tovolahy. DH: "Dia nanomboka niady ihany koa ireo hafa. Izany dia ady mafy tamin'io andro io"