# niara-lavo izy ireo Io dia fomba mihaja hilazana hoe maty izy ireo. DH: "samy maty izy ireo" # Helkata-hazorima Io dia anarana nomena mba hampatsiahivana ny olona izay nitranga tao. # Tena mafy ny ady tamin'io andro io Mety hanampy ny fanambarana mazava fa io dia ady lehibe izay taorian'ny fanoheran'ilay tovolahy. DH: "Dia nanomboka niady ihany koa ireo hafa. Izany dia ady mafy tamin'io andro io"