plt_tn/2sa/02/06.md

420 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka amin'ny vahoakan'i Jabesi-gileada i Davida.

izany zavatra izany

Nandevina an'i Saoly izy ireo.

aoka hatanjaka ny tananareo

Eto ny hoe "tanana" dia manondro ny vahoakan'i Jabesi-gileada. DH: "matanjaha"

nanosotra ahy ho mpanjaka

Amin'io fihetsika famantarana io, dia nandraraka menaka tamin'ny lohan'i Davida izy ireo mba hanehoana fa voafidy ho mpanjaka izy.