plt_tn/2sa/02/06.md

16 lines
420 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miresaka amin'ny vahoakan'i Jabesi-gileada i Davida.
# izany zavatra izany
Nandevina an'i Saoly izy ireo.
# aoka hatanjaka ny tananareo
Eto ny hoe "tanana" dia manondro ny vahoakan'i Jabesi-gileada. DH: "matanjaha"
# nanosotra ahy ho mpanjaka
Amin'io fihetsika famantarana io, dia nandraraka menaka tamin'ny lohan'i Davida izy ireo mba hanehoana fa voafidy ho mpanjaka izy.