plt_tn/2sa/02/01.md

606 B

Taorian'izany

"Taorian'ny nisaonan'i Davida ny fahafatesan'i Saoly sy Jonatana tao anatin'ny ady"

hiakatra any amin'ny iray amin'ireo tanànan'i Joda

Tany amin'ny tanànan'i Ziklaga i Davida tamin'io fotoana io. Nampiasa ny teny hoe "miakatra" i Davida satria iva noho i Joda i Ziklaga. DH: "nandeha tamin'ny iray amin'ireo tanànan'i Joda"

niakatra niaraka tamin'ireo vadiny roa i Davida

Tany amin'ny tanànan'i Ziklaga i Davida tamin'io fotoana io. Nampiasa ny teny hoe "niakatra" i Davida satria iva noho i Hebrona i Ziklaga. DH: "Nandeha tany Hebrona niaraka tamin'ireo vadiny roa i Davida"