forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
606 B
Markdown
12 lines
606 B
Markdown
|
# Taorian'izany
|
||
|
|
||
|
"Taorian'ny nisaonan'i Davida ny fahafatesan'i Saoly sy Jonatana tao anatin'ny ady"
|
||
|
|
||
|
# hiakatra any amin'ny iray amin'ireo tanànan'i Joda
|
||
|
|
||
|
Tany amin'ny tanànan'i Ziklaga i Davida tamin'io fotoana io. Nampiasa ny teny hoe "miakatra" i Davida satria iva noho i Joda i Ziklaga. DH: "nandeha tamin'ny iray amin'ireo tanànan'i Joda"
|
||
|
|
||
|
# niakatra niaraka tamin'ireo vadiny roa i Davida
|
||
|
|
||
|
Tany amin'ny tanànan'i Ziklaga i Davida tamin'io fotoana io. Nampiasa ny teny hoe "niakatra" i Davida satria iva noho i Hebrona i Ziklaga. DH: "Nandeha tany Hebrona niaraka tamin'ireo vadiny roa i Davida"
|