forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
421 B
Markdown
12 lines
421 B
Markdown
# tamin'ny fahafito amby telopolo taona
|
|
|
|
"tamin'ny faha 37 taona"
|
|
|
|
# ny volana faharoa ambin'ny folo, andro fahafito amby roapolon'ny volana
|
|
|
|
Ny volana faharoa ambin'ny folo ao amin'ny tetiandro Hebreo izany. Araka ny tetiandro Tandrefana, ny andro fahafito amby roapolo dia efa akaikin'ny fiandohan'ny volana Aprily.
|
|
|
|
# Evila-merodaka
|
|
|
|
Izany no niantsoana izany lehilahy izany, tsy nisy ny fanoritsoritana ny momba azy.
|