plt_tn/2ki/25/27.md

421 B

tamin'ny fahafito amby telopolo taona

"tamin'ny faha 37 taona"

ny volana faharoa ambin'ny folo, andro fahafito amby roapolon'ny volana

Ny volana faharoa ambin'ny folo ao amin'ny tetiandro Hebreo izany. Araka ny tetiandro Tandrefana, ny andro fahafito amby roapolo dia efa akaikin'ny fiandohan'ny volana Aprily.

Evila-merodaka

Izany no niantsoana izany lehilahy izany, tsy nisy ny fanoritsoritana ny momba azy.