plt_tn/2ki/25/18.md

831 B

ny lehiben'ny mpiambina

Andian-teny mitovy amin'ilay efa hita ao amin'ny 25:8.

Seraia

Anaran-dehilahy izany.

mpisorona faharoa

Zefania no tiana ho lazaina amin'izany. Ny mety ho dikany hafa dia "mpisorona amban'i Seraia."

mpiandry vavahady

Adikao tahaka ny ao amin'ny 7:9.

naka tandapa iray ho gadra

"nisambotra ary nihazona izany tsy hitsoaka"

tandapa iray ... izay niandraikitra ireo miaramila

Ny dikan-teny sasany dia misy manao hoe "eonoka izay ... izay niandraikitra ireo miaramila." Ny eonoka dia lehilahy nalàna an-kasarotana.

manam-pahefan'ny tafikin'ny mpanjaka izay miandraikitra ireo lehilahy miofana ho ao amin'ny tafika

Ireo mety ho dikany dia 1) noteren'ilay manam-pahefana ho lasa miaramila ireo lehilahy na 2) noraisin'ilay manam-pahefana an-tsoratra ny anaran'ireo izay lasa miaramila.