# ny lehiben'ny mpiambina Andian-teny mitovy amin'ilay efa hita ao amin'ny 25:8. # Seraia Anaran-dehilahy izany. # mpisorona faharoa Zefania no tiana ho lazaina amin'izany. Ny mety ho dikany hafa dia "mpisorona amban'i Seraia." # mpiandry vavahady Adikao tahaka ny ao amin'ny 7:9. # naka tandapa iray ho gadra "nisambotra ary nihazona izany tsy hitsoaka" # tandapa iray ... izay niandraikitra ireo miaramila Ny dikan-teny sasany dia misy manao hoe "eonoka izay ... izay niandraikitra ireo miaramila." Ny eonoka dia lehilahy nalàna an-kasarotana. # manam-pahefan'ny tafikin'ny mpanjaka izay miandraikitra ireo lehilahy miofana ho ao amin'ny tafika Ireo mety ho dikany dia 1) noteren'ilay manam-pahefana ho lasa miaramila ireo lehilahy na 2) noraisin'ilay manam-pahefana an-tsoratra ny anaran'ireo izay lasa miaramila.