plt_tn/2ki/23/28.md

513 B

moa tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'i Joda ve izany?

Napetraka izany fanontaniana fampisainana izany mba ho fanamafisana. Azo atao fehezanteny tsotra izany fanontaniana izany. Jereo ao amin'ny 8:22 ny fomba nandikanao izany. DH: " "Azonao vakiana ... Joda ny momba izany."

Tamin'ny androny, i Farao-neko, mpanjakan'i Egypta

"Tamin'ny fotoana naha-mpanjakan'i Egypta an'i Josia, Farao-neko"

Neko ... Megido

Anaran-dehilahy izany Neko izany. Ary Megido dia anaran-tanàna.