# moa tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'i Joda ve izany? Napetraka izany fanontaniana fampisainana izany mba ho fanamafisana. Azo atao fehezanteny tsotra izany fanontaniana izany. Jereo ao amin'ny 8:22 ny fomba nandikanao izany. DH: " "Azonao vakiana ... Joda ny momba izany." # Tamin'ny androny, i Farao-neko, mpanjakan'i Egypta "Tamin'ny fotoana naha-mpanjakan'i Egypta an'i Josia, Farao-neko" # Neko ... Megido Anaran-dehilahy izany Neko izany. Ary Megido dia anaran-tanĂ na.