plt_tn/2ki/23/21.md

20 lines
700 B
Markdown

# Tandremo ny Paskan'i Yaveh Andriamanitrareo
"Tsy maintsy mankalaza ny Pasaka ianareo"
# Tsy nisy fankalazana ny Paska notandremana toy izany hatramin'ny andro-
"Tsy mbola nankalaza ny fetin'ny Paska tahaka izao ireo taranak'Israely tamin'ny fotoanan'ny"
# nanapaka teo amin'Israely
"Israely" eto dia ilazana ireo "taranak'Israely."
# tamin'ireo andron'ireo mpanjakan'ny Israely na Joda rehetra
"Ny fotoana izay nanan'ny Israely ny mpanjakan'izy ireo manokana sy ny fotoana izay nanana'i Joda ny mpanjakan'izy ireo manokana"
# nankalazaina tany Jerosalema izany Paskan'i Yaveh izany.
Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "nankalaza izany Paska izany ho an'i Yaveh ny vahoakan'i Joda"