plt_tn/2ki/23/21.md

700 B

Tandremo ny Paskan'i Yaveh Andriamanitrareo

"Tsy maintsy mankalaza ny Pasaka ianareo"

Tsy nisy fankalazana ny Paska notandremana toy izany hatramin'ny andro-

"Tsy mbola nankalaza ny fetin'ny Paska tahaka izao ireo taranak'Israely tamin'ny fotoanan'ny"

nanapaka teo amin'Israely

"Israely" eto dia ilazana ireo "taranak'Israely."

tamin'ireo andron'ireo mpanjakan'ny Israely na Joda rehetra

"Ny fotoana izay nanan'ny Israely ny mpanjakan'izy ireo manokana sy ny fotoana izay nanana'i Joda ny mpanjakan'izy ireo manokana"

nankalazaina tany Jerosalema izany Paskan'i Yaveh izany.

Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "nankalaza izany Paska izany ho an'i Yaveh ny vahoakan'i Joda"