plt_tn/2ki/23/19.md

386 B

nesorin'i Josia ... Nataony ... Namono ... nandoro

Tena tsara raha azavaina amin'ny mpamaky fa nisy olona hafa, mety hoe i Hilkia sy "ireo mpisorona ambany fahefany" (23:4) nanampy an'i Josia nanao ireo zavatra ireo.

izay natao

"izay nataony"

nandoro taolan'olombelona teo amin'ireo.

"nandoro taolan'olombelona teo amin'ireo izy ireo mba tsy hisy olona ampiasa ireo intsony.