plt_tn/2ki/23/19.md

12 lines
386 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nesorin'i Josia ... Nataony ... Namono ... nandoro
Tena tsara raha azavaina amin'ny mpamaky fa nisy olona hafa, mety hoe i Hilkia sy "ireo mpisorona ambany fahefany" (23:4) nanampy an'i Josia nanao ireo zavatra ireo.
# izay natao
"izay nataony"
# nandoro taolan'olombelona teo amin'ireo.
"nandoro taolan'olombelona teo amin'ireo izy ireo mba tsy hisy olona ampiasa ireo intsony.