plt_tn/2ki/23/15.md

349 B

Noravan'i Josia tanteraka ihany koa ... Nodorany ihany koa ... ka notorotoroiny ... Nodorany ihany koa

Tena tsara raha azavaina amin'ny mpamaky fa nisy olona hafa, mety hoe i Hilkia sy "ireo mpisorona ambany fahefany" (23:4) nanampy an'i Josia nanao ireo zavatra ireo.

niteny ireo zavatra ireo mialoha

"nilaza fa hitranga ireo zavatra ireo"