# Noravan'i Josia tanteraka ihany koa ... Nodorany ihany koa ... ka notorotoroiny ... Nodorany ihany koa Tena tsara raha azavaina amin'ny mpamaky fa nisy olona hafa, mety hoe i Hilkia sy "ireo mpisorona ambany fahefany" (23:4) nanampy an'i Josia nanao ireo zavatra ireo. # niteny ireo zavatra ireo mialoha "nilaza fa hitranga ireo zavatra ireo"