plt_tn/2ki/22/08.md

12 lines
383 B
Markdown

# Hilkia
Anaran-dehilahy izany. Jereo ao amin'ny 18:16 ny fomba nandikanao izany.
# Bokin'ny lalàna
Tamin'izany vanim-potoana izany dia tao anaty horonan-taratasy no nanoratana ireo lalàna ireo fa tsy mbola nisy boky tamin'izany.
# natolotr'izy ireo teo an-tanan'ireo mpiasa
Eto ny hoe "tanana" dia ilazana ireo olona mpikarama manontolo. DH: "natolotr'izy ireo an'ny mpiasa"