plt_tn/2ki/22/08.md

383 B

Hilkia

Anaran-dehilahy izany. Jereo ao amin'ny 18:16 ny fomba nandikanao izany.

Bokin'ny lalàna

Tamin'izany vanim-potoana izany dia tao anaty horonan-taratasy no nanoratana ireo lalàna ireo fa tsy mbola nisy boky tamin'izany.

natolotr'izy ireo teo an-tanan'ireo mpiasa

Eto ny hoe "tanana" dia ilazana ireo olona mpikarama manontolo. DH: "natolotr'izy ireo an'ny mpiasa"