plt_tn/2ki/22/03.md

1021 B

Ary

Raha manana fomba ilazana izany amin'ny fiteninao ianao ho mariky ny fanombohana fizarana vaovao, dia azonao atao ny mampiasa izany eto.

fahavalo ambin'ny folo taona

"faha 18 taona"

Safana ... Azalia ... Mesolama ... Hilkia

Anaran-dehilahy avokoa ireo.

an-tranon'i Yaveh ... ny tempoly tamin'ny vahoaka

Eto ny hoe "tranon'i Yaveh" sy ny "tempoly" dia mitovy ny heviny.

Miakara any amin'i Hilkia

Ny teny hoe "miakara" dia nampiasaina satria amin'ny toerana avo nohon'ny toerana nisy an'i Josia no nisy tempolin'i Yaveh. DH: "Mandehana any amin'i Hilkia"

izay nentina tany an-tranon'i Yaveh, izay nangonin'ny mpiandry ny tempoly tamin'ny vahoaka

Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "izay nentin'ilay mpiandry tempoly izay nanangona ny vola avy tamin'i vahoaka tao an-tempolin'i Yaveh"

Aoka izany homena eo an-tanan'ny mpiasa

Eto ny hoe "tanana" dia ilazana ireo olona mpikarama manontolo. Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "Teneno i Hilika mba hanome ny vola an'ireo mpikarama"