# Ary Raha manana fomba ilazana izany amin'ny fiteninao ianao ho mariky ny fanombohana fizarana vaovao, dia azonao atao ny mampiasa izany eto. # fahavalo ambin'ny folo taona "faha 18 taona" # Safana ... Azalia ... Mesolama ... Hilkia Anaran-dehilahy avokoa ireo. # an-tranon'i Yaveh ... ny tempoly tamin'ny vahoaka Eto ny hoe "tranon'i Yaveh" sy ny "tempoly" dia mitovy ny heviny. # Miakara any amin'i Hilkia Ny teny hoe "miakara" dia nampiasaina satria amin'ny toerana avo nohon'ny toerana nisy an'i Josia no nisy tempolin'i Yaveh. DH: "Mandehana any amin'i Hilkia" # izay nentina tany an-tranon'i Yaveh, izay nangonin'ny mpiandry ny tempoly tamin'ny vahoaka Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "izay nentin'ilay mpiandry tempoly izay nanangona ny vola avy tamin'i vahoaka tao an-tempolin'i Yaveh" # Aoka izany homena eo an-tanan'ny mpiasa Eto ny hoe "tanana" dia ilazana ireo olona mpikarama manontolo. Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "Teneno i Hilika mba hanome ny vola an'ireo mpikarama"