plt_tn/2ki/21/07.md

20 lines
744 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mitohy ny tantaran'ny fitondràn'i Manase Mpanjaka.
# izay nataony
Mety tsy i Manase mivantana no nanao ny asa. Ireo mpanompony no nanao ny asa. DH: "izay nandidian'i Manase mba ho ataon'ireo mpanompony"
# no hametrahako ny anarako mandrakizay
"no tiako hideran'ny olona ahy mandrakizay"
# tongotr'Israely
Ny teny hoe "tongotra" eto dia fibangoan-teny ilazana ny olona. DH: "ireo Israelita"
# mihoatra noho ireo firenena izay noravàn'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely
Eto ny hoe "firenena" dia ilazana ny vahoaka izay nonina teo amin'ny tany Kananata lohan'ny nahatongavan'ireo Israelita. DH: "mihoatra noho ireo olona izay naringan'i Yaveh raha nandroso nankao amin'ny tany ny Israely"