plt_tn/2ki/21/07.md

744 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mitohy ny tantaran'ny fitondràn'i Manase Mpanjaka.

izay nataony

Mety tsy i Manase mivantana no nanao ny asa. Ireo mpanompony no nanao ny asa. DH: "izay nandidian'i Manase mba ho ataon'ireo mpanompony"

no hametrahako ny anarako mandrakizay

"no tiako hideran'ny olona ahy mandrakizay"

tongotr'Israely

Ny teny hoe "tongotra" eto dia fibangoan-teny ilazana ny olona. DH: "ireo Israelita"

mihoatra noho ireo firenena izay noravàn'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely

Eto ny hoe "firenena" dia ilazana ny vahoaka izay nonina teo amin'ny tany Kananata lohan'ny nahatongavan'ireo Israelita. DH: "mihoatra noho ireo olona izay naringan'i Yaveh raha nandroso nankao amin'ny tany ny Israely"