plt_tn/2ki/19/03.md

597 B

ity andro ity no andron'ny fahoriana

Eto ny hoe "andro" dia fibangoan-teny ilazana fe-potoana iray. DH: "Ity no fotoanan'ny fahoriana"

efa mby ho teraka ny zaza, nefa tsy misy hery mba hiterahana azy ireo

Izany dia sarinteny ilazan fa reraka dia reraka ny vahoaka sy ireo mpitrika azy ireo ka tsy hahavita hiady amin'ny fahavalo.

ny teny rehetra

Ny hoe "teny" dia fibangoan-teny ilazana ny hafatra fonosin'ireo teny. DH: "ny hafatra manontolo"

asandrato ... ny vavakao

Izany dia fomba fiteny ilazana ny fivavahana fatratra amin'i Yaveh izay ao ambonintsika. DH: "mivavaha fatratra"