plt_tn/2ki/19/03.md

16 lines
597 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ity andro ity no andron'ny fahoriana
Eto ny hoe "andro" dia fibangoan-teny ilazana fe-potoana iray. DH: "Ity no fotoanan'ny fahoriana"
# efa mby ho teraka ny zaza, nefa tsy misy hery mba hiterahana azy ireo
Izany dia sarinteny ilazan fa reraka dia reraka ny vahoaka sy ireo mpitrika azy ireo ka tsy hahavita hiady amin'ny fahavalo.
# ny teny rehetra
Ny hoe "teny" dia fibangoan-teny ilazana ny hafatra fonosin'ireo teny. DH: "ny hafatra manontolo"
# asandrato ... ny vavakao
Izany dia fomba fiteny ilazana ny fivavahana fatratra amin'i Yaveh izay ao ambonintsika. DH: "mivavaha fatratra"