plt_tn/2ki/19/01.md

16 lines
291 B
Markdown

# tranon'i Yaveh
Fomba hafa ilazana ny "tempolin'i Yaveh" izany.
# Eliakima ... Sebna ... Isaia ... Amoza
Anarana lehilahy avokoa ireo.
# Naniraka an'i Eliakima ... izy
Naniraka an'i Eliakima ... i Hezekia"
# samy nanao akanjo fisaonana avokoa
"samy niakanjo akanjo fisaonana avokoa"